DINIKA SY FANONTANIANANATERAKY NY ZAVA-MANJO NY MPONINA AO NOSY SAKATIA – Newsletter n°240 (MLG)

Misaotra ny mpitondra fanjakàna foibe izay, ela ny ela, ka nanomboka namoaka fanambaràna momba ny raharaha Sakatia taminy faha-6 aprily 2025. Efa ela mantsy no heno sy fantatra tany Nosy Be fa ny ao Antananarivo no hany tompomarika momba io raharaha io nefa dia nijanona tao anatin’ny manjavozavo tanteraka nandritry ny taona maro. Efa ho … Lire la suite

REFLEXIONS ET QUESTIONS induites par les épreuves que subissent les habitants de l’île Nosy Sakatia – Newsletter n°240

Nous remercions les responsables du pouvoir central qui ont enfin commencé à se prononcer sur l’affaire Sakatia le 6 avril 2025. On a entendu et su depuis longtemps à Nosy Be qu’Antananarivo était la seule autorité décisionnaire sur ce cas mais l’opacité la plus totale a été maintenue pendant de nombreuses années. Il y a … Lire la suite

Fanambaran’ny Fikambanana ao amin’ny Firaisamonim-pirenena Faritra DIANA –  Newsletter n°238 (MLG)

FANAMBARANA Manoloana ny antso avo izay ataon’ireo mponina ao Sakatia, izahay OSC mivondrana ato amin’ny faritra DIANA dia manohana tanteraka ny hevitra navoakan’izy ireo ny amin’ny sihosihon-dresaka fanalana ny mponina tompotany mipetraka sy monina ao talohan’ny fanjanahan-tany sy taranak’izy ireo. Noho izany, izahay dia: Miantso ny tompon’andrikitra mahefa rehetra izahay mba hijery akaiky ity toe-draharaha … Lire la suite

APPEL AU SECOURS lancé par les habitants de Nosy Sakatia – Newsletter n°237

(Traduction libre par le Collectif TANY à partir de la version malgache en attaché) Des rumeurs circulent sur notre expulsion de notre île alors que nous avons des terres et vivons sur l’île Sakatia depuis la période précoloniale, Nous déclarons que nos inquiétudes sont justifiées et nous sommes en train de paniquer.  Alors que le … Lire la suite

ANTSO VONJY avy amin’ny mponina ao Nosy Sakatia – Newsletter n°237 (MLG)

Raha ny tantara manoloana ny sihosihon-dresaka momban’y fanalana anay tompotany sy mponina mipetraka sy monina efa tao alohan’y fanjanahan-tany eto @ nosy Sakatia. Dia manambara etoana izahay fa mitombina ny ahiahinay ary mihorohoro izahay ankehitriny. Raha nagnambara anefa ny Minisitry ny fanajariana ny tany vao tsy ela koa izay @ tsy fisian’ny fanalana anay mponina … Lire la suite