ANTSO MAIKA avy any Bas-Mangoky Febroary 2026 – Newsletter n°275 (MLG)
Any Bas Mangoky, tantsaha maro no voasambotra ao anatin’ny ady tany mifandray amin’ny tetikasa PII. Manao antso maika hiarovana ny zon’ny tantsaha sy ny rariny ny fikambanana eny ifotony.