Valin’ny taratasy nalefan’ny orin’asa Tozzi Green taminy 23 mey 2024 – Filazam-baovao faha-218 (MLG)

Ho an’Andriamatoa Andrea TOZZI sy Davide GIACHERO Andriamatoa Tale isany Voarainay ny valinteninareo momba ny Taratasy Misokatra tamin’ny 16 Mey 2024, ka napetrakay ho hitan’ny daholobe amin’ny alàlan’ny rohy ao amin’ny tranokalanay sy ny pejy Facebook : https://terresmalgaches.info/IMG/pdf/Reponse_de_la_societe_Tozzi_Green_a_la_lettre_ouverte.pdf  Ny taratasy misokatra naelinay tamin’ny 16 Mey dia nikendry ny hanameloka ny fampitahorana mifandray amin’ny fomba tena nampiahiahy … Lire la suite