FANAIRANA NY MPONINA MALAGASY REHETRA mikasika ny “ACCORD DE PARTENARIAT ECONOMIQUE” miaraka amin’ny vondrona Eropeana voalaza fa ho soniavina aminy Alarobia 10 jona izao any Maorisy – Newsletter n°285 (MLG)
Mampitandrina ny vahoaka Malagasy ny fikambanana mpanao sonia momba ny Accord de Partenariat Economique (APE) sy ny mety ho fiatraikany amin’ny masomboly, ny zon’ny tantsaha ary ny fiandrianana ara-tsakafo.