Mikendry ny hampihena ny fahantran’ny malagasy marina ve ireo mpandraharaha ara-bola iraisam-pirenena sa ny mifanohitra amin’izany ? – Newsletter n°178

Raha mbola eo am-pitaintainana momba ny hiafaràn’ny votoatin’ny fanitsiana an’ilay lalàna vaovao mikasika ny tanin’olon-tsotra tsy vita titra (1) izay tokony holaniana mandritr’ity fivorian’ny Parlemanta mizotra ity ny rehetra, dia misy rakitra navoakan’ny Société Financière Internationale sy ny Banky Iraisam-pirenena (Banque Mondiale) tamin’ny Desambra 2021 mitondra ny lohateny hoe Diagnostic du Secteur Privé – Créer … Lire la suite