PREMIERS ECHOS DU DEPLACEMENT DES REPRÉSENTANTS DES HABITANTS DE L’ÎLE SAKATIA À ANTANANARIVO – Newsletter n°264

Comme beaucoup le savent déjà, Green Mada Land est le nom de l’entreprise qui a un projet touristique qualifié de « cinq étoiles » sur l’île Nosy Sakatia qui menace les habitants d’une expulsion de leur terre ancestrale. Le passage des représentants des habitants de Nosy Sakatia à Antananarivo a coïncidé avec la diffusion de … Lire la suite

Ako voalohany momba ny dian’ny solontenan’ny mponina ao Nosy Sakatia  tany Antananarivo – Newsletter n°264 (MLG)

Araky ny efa fantatry ny maro, dia Green Mada Land no anaran’ny orinasa manana tetikasa fizahan-tany lazaina hoe « kintana dimy » ao Nosy Sakatia izay mahatonga ny mponina ao ho asaina miala amin’ny tanindrazany. Nifanandrify tamin’ny fandalovan’ny solontenan’ny mponin’ny Nosy Sakatia tao Antananarivo ny fotoana nivoahan’ny fandaharana ALALINO tao amin’ny fahita-lavitra KOLO TV taminy alahady 21 … Lire la suite