TANDINDOMIN-DOZA NY NOSY SAKATIA :TSY EKENA NY FANGORONANA SY FANAOVANA AMPIHIMAMBA NY TANYTSY EKENA NY FANODIKODINANA NY SAIN’NY MPONINA – Newsletter n°256 (MLG)

Maneho ny ahiahiny lalina ny Collectif TANY momba ny toe-javatra sarotra miseho amin’izao fotoana izao ao Nosy Sakatia. Ity nosy ity, izay manankarena amin’ny vakoka voajanahary miavaka sy rohim-piarahamonina mavitrika, dia tandindomin-doza amin’izao fotoana izao noho ny fikasan’ny orinasa mitondra anarana hoe Green Mada Land hangorona tany ao amin’ny fomba feno hafetsena. Ao ambadiky ny … Lire la suite