Koto
FANAMBARAN’NY COLLECTIF TANY MIKASIKA NY HETSIKY NY VAHOAKA MALAGASYNANOMBOKA TAMINY 25 SEPTAMBRA 2025- Newsletter n°265 (MLG)
Nalaza eran-tany fa nanomboka taminy faha-25-n’ny volana Septambra dia nanapa-kevitra haneho ny tsy fahazakàny intsony ny tsy rariny sy ny fiafiana mihoatry ny loha ny tanora malagasy ka nidina an-dalambe mba hampitsaharana ny fahatapahan’ny herinaratra sy rano mandritry ny fotoana lava dia lava isan’andro efa hatramin’ny volana maro. Eto Madagasikara mantsy, afaka mividy sy manana … Lire la suite
PREMIERS ECHOS DU DEPLACEMENT DES REPRÉSENTANTS DES HABITANTS DE L’ÎLE SAKATIA À ANTANANARIVO – Newsletter n°264
Comme beaucoup le savent déjà, Green Mada Land est le nom de l’entreprise qui a un projet touristique qualifié de « cinq étoiles » sur l’île Nosy Sakatia qui menace les habitants d’une expulsion de leur terre ancestrale. Le passage des représentants des habitants de Nosy Sakatia à Antananarivo a coïncidé avec la diffusion de … Lire la suite
Ako voalohany momba ny dian’ny solontenan’ny mponina ao Nosy Sakatia tany Antananarivo – Newsletter n°264 (MLG)
Araky ny efa fantatry ny maro, dia Green Mada Land no anaran’ny orinasa manana tetikasa fizahan-tany lazaina hoe « kintana dimy » ao Nosy Sakatia izay mahatonga ny mponina ao ho asaina miala amin’ny tanindrazany. Nifanandrify tamin’ny fandalovan’ny solontenan’ny mponin’ny Nosy Sakatia tao Antananarivo ny fotoana nivoahan’ny fandaharana ALALINO tao amin’ny fahita-lavitra KOLO TV taminy alahady 21 … Lire la suite