Fa nahoana ny fitondram-panjakana foibe sy ny fitondram-panjakana ety ifotony no manohy ny fikasany hatrany haka ankolaka ny tanin’ny mponin’ny Nosy Sakatia? – Newsletter n°272 (MLG) 13 janvier 2026 par Koto Zon’ny mponina amin’ny tany malagasy : fanamby lehibe mandritra ny Fanavaozana
Mby aiza ny ambana mitily ny tanin’ny mponinamalagasy any ifotony ? 2 janvier 2026 par Koto Mandinika ny tranga farany amin’ny fakàna tany sy ny tetikasa fizahan-tany any Nosy Mitsio sy Nosy Sakatia ny Collectif TANY, ary manolotra vahaolana amin’ny alalan’ny tourisme communautaire.