FANAIRANA NY MPONINA MALAGASY REHETRA mikasika ny “ACCORD DE PARTENARIAT ECONOMIQUE” miaraka amin’ny vondrona Eropeana voalaza fa ho soniavina aminy Alarobia 10 jona izao any Maorisy – Newsletter n°285 (MLG) 8 juin 20265 juin 2026 par Koto Mampitandrina ny vahoaka Malagasy ny fikambanana mpanao sonia momba ny Accord de Partenariat Economique (APE) sy ny mety ho fiatraikany amin’ny masomboly, ny zon’ny tantsaha ary ny fiandrianana ara-tsakafo.
Fa nahoana ny fitondram-panjakana foibe sy ny fitondram-panjakana ety ifotony no manohy ny fikasany hatrany haka ankolaka ny tanin’ny mponin’ny Nosy Sakatia? – Newsletter n°272 (MLG) 13 janvier 2026 par Koto Zon’ny mponina amin’ny tany malagasy : fanamby lehibe mandritra ny Fanavaozana