Ny talata 12 mey 2026 tolakandro no natao ny “déferrement au parquet”-n’i Madame Berthine ka “mandat de dépôt” no vokany. Ho zaraina manaraka eto ny datin’ny fitsaràna ary ny dinika mahakasika ny fitoriana azy sy ny fiampangana. Misaotra antsika amin’ny fanohanana an’i Madame Berthine sy ireo mponina tantsaha an’arivony ao amin’ny Lemak’i Bas-Mangoky.
Ny Collectif TANY