Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika


Accueil > Newsletter

Newsletter

Dernière mise à jour le mercredi 15 novembre 2017.


Filazam-baovao faha-72

AN’NY MALAGASY NY TANY SY ZO FOTOTRY NY MPONINA NY MAHAZO MIALOHA NY VAOVAO REHETRA MIKASIKA NY TETIKASA HAMPIASANA VOLA
Ao anatin’ny fientanana mafy sy fipepipepin’ny mpitondra fanjakana amin’ny fikarohana mpampiasa vola avy any ivelany eran’ny vazatany, dia tian’ny Fikambanana TANY ny hampisongadina hevitra fototra roa mikasika ny fitantanana ny tany izay efa voaresaka teo aloha saingy tsara ampahatsiahivina manoloana ny toe-java-misy amin’izao fotoana izao : ny fivarotana tany amin’ny orinasa (...) (lire la suite)

Admin | 19.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

Newsletter n° 72

La terre aux Malgaches et le droit fondamental de la population à l’information préalable sur tout projet d’investissement
Au milieu de l’engouement et de la frénésie des dirigeants dans la recherche d’investisseurs étrangers tous azimuts, le Collectif TANY tient à soulever deux principes fondamentaux relatifs à la gestion des terres déjà évoqués mais dont le rappel s’avère indispensable dans le contexte actuel : la vente de terre aux sociétés à capitaux majoritairement étrangers devra être interdite et la (...) (lire la suite)

Admin | 18.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

Newsletter n°71 [ZH]

Admin | 17.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

Newsletter n°71 [DE]

Sehr geehrte Damen und Herren
Kürzlich haben wir Sie über die Risiken des geplanten Abbaus von Seltenen Erden im Nordwesten von Madagaskar informiert.
Die vom Bergbauprojekt betroffene Bevölkerung und die Bewohner der weiteren Umgebung haben die unten beigefügte Petition ins Leben gerufen.
Bitte unterschreiben Sie die Petition und leiten Sie sie weiter. Unseren Informationen zufolge schreiten die Arbeiten vor Ort bereits schnell voran. (...) (lire la suite)

Admin | 3.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

Filazam-baovao faha-71

AVOTY IREO NOSIKELY MANODIDINA AN’I NOSY BE SY NY TANJON’AMPASINDAVA !
https://www.change.org/p/projet-tantalus-sauvez-l-archipel-de-nosy-be-et-la-p%C3%A9ninsule-d-ampasindava
Ny « saikinosin’ampasindava », ao avaratra andrefan’i Madagasikara, dia miavaka amin’ny fananany harena voajanahary miavaka sy maro an’isa. Toeram-ponenan’ny karazam-biby sy zava-maniry tsy manam-paharoa eto amin’izao tontolo izao, izay ilàna fitandrovana mantsy ireo tendrombohitra sy ala, ala honko midadasika ary ireo (...) (lire la suite)

Admin | 28.03.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

0 | 5 | 10 | 15 | 20 | 25 | 30 | 35 | 40 |...


© Collectif pour la Défense des Terres Malgaches | généré dynamiquement par SPIP & Blog'n Glop.