Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika


Accueil > Newsletter

Newsletter

Dernière mise à jour le dimanche 23 avril 2017.


Filazam-baovao faha-73

NY LESONA TOKONY HO TSOAHANA AINGANA AVY AMIN’NY ANDIANY VOALOHANY
TAMIN’NY FAMETRAHANA FARITRA FAMPIASAM-BOLA MIKASIKA NY FAMBOLENA (ZIA) AO VAKINANKARATRA
Miomana ny hanitatra ny fametrahana ny faritra fampiasam-bola mikasika ny fambolena (zones d’investissements agricole, ZIA) any amin’ny faritra maro hafa ny mpanandratra azy nefa ny fanaovana tombana ny andiany voalohan’ny ZIA [1] tao Vakinankaratra dia nampisongadina olana maro goavana izay mitaky mangarahara tanteraka avy amin’ny (...) (lire la suite)

Admin | 23.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

Newsletter n° 73

LES LEÇONS A TIRER EN URGENCE DE LA PREMIERE VAGUE DE ZONES D’INVESTISSEMENT AGRICOLE (ZIA)
DANS LE VAKINANKARATRA
Alors que les promoteurs des Zones d’Investissement Agricoles (ZIA) s’apprêtent à étendre leur mise en place à d’autres régions, l’évaluation de la première vague de ZIA [1] dans le Vakinankaratra a mis au jour plusieurs problèmes dont la gravité exige de leurs promoteurs une transparence totale et un respect des droits des habitants.
Dans leur Communiqué du 25 juillet 2016, le CRAAD-OI (...) (lire la suite)

Admin | 23.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

Filazam-baovao faha-72

AN’NY MALAGASY NY TANY SY ZO FOTOTRY NY MPONINA NY MAHAZO MIALOHA NY VAOVAO REHETRA MIKASIKA NY TETIKASA HAMPIASANA VOLA
Ao anatin’ny fientanana mafy sy fipepipepin’ny mpitondra fanjakana amin’ny fikarohana mpampiasa vola avy any ivelany eran’ny vazatany, dia tian’ny Fikambanana TANY ny hampisongadina hevitra fototra roa mikasika ny fitantanana ny tany izay efa voaresaka teo aloha saingy tsara ampahatsiahivina manoloana ny toe-java-misy amin’izao fotoana izao : ny fivarotana tany amin’ny orinasa (...) (lire la suite)

Admin | 19.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

Newsletter n° 72

La terre aux Malgaches et le droit fondamental de la population à l’information préalable sur tout projet d’investissement
Au milieu de l’engouement et de la frénésie des dirigeants dans la recherche d’investisseurs étrangers tous azimuts, le Collectif TANY tient à soulever deux principes fondamentaux relatifs à la gestion des terres déjà évoqués mais dont le rappel s’avère indispensable dans le contexte actuel : la vente de terre aux sociétés à capitaux majoritairement étrangers devra être interdite et la (...) (lire la suite)

Admin | 18.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

Newsletter n°71 [ZH]

Admin | 17.04.2017 | Pas de commentaires | Newsletter

0 | 5 | 10 | 15 | 20 | 25 | 30 | 35 | 40 |...


© Collectif pour la Défense des Terres Malgaches | généré dynamiquement par SPIP & Blog'n Glop.