Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika


Accueil du site > Archives

Archives (03-2018)

Filazam-baovao faha-91

NY LALÀNA MAHAKASIKA NY FARITRA ARA-TOEKARENA MANOKANA (ZES),
VARAVARANA MISOKATRA HO AN’NY FANGORONAN-TANY ETO MADAGASIKARA
Eo am-panohizana ny asany fiarovana ny tany Malagasy sy fibanjinana fitantanana mirindra sy maharitra ny harena voajanahary ananan’ny firenena ny Fikambanana miaro ny Tany, dia te-hanohy hanetsiketsika sy hamatsy ny fifanakalozan-kevitra mikasika ny Faritra Ara-toekarena Manokana (ZES). Mavesa-danja loatra mantsy ny lokan’ady ka mendrika ny hanompanan’ny olompirenena (...) (lire la suite)

Admin 2 | 15.03.2018 | Pas de commentaires | Newsletter

Newsletter n° 91

LA LOI SUR LES ZONES ECONOMIQUES SPECIALES (ZES),
UNE PORTE OUVERTE À L’ACCAPAREMENT DE TERRES À MADAGASCAR
Poursuivant ses actions pour la défense des terres malgaches, et pour une gestion raisonnée et durable des ressources naturelles du pays, le Collectif TANY voudrait continuer à alimenter le débat sur les zones économiques spéciales (ZES). L’importance de l’enjeu mérite que tous les citoyens malgaches aient l’occasion de connaître les divers aspects et conséquences de ce projet et apportent leurs (...) (lire la suite)

Admin | 13.03.2018 | Pas de commentaires | Newsletter

Filazam-baovao faha-90

TARATASY MISOKATRA ho an’ Andriamatoa LIM SANG-WOO
Masoivohon’ny Repoblikan’i Korea Atsimo eto Madagasikara
Andriamatoa Masoivoho,
Tompokolahy hajaina,
Voninahitra ho anay ny mandefa aminao ity taratasy misokatra ity, izay nandefasanay dika mitovy ny manam-pahefana sy ny mpanao gazety Malagasy.
Amin’izao fiandohan’ny taona 2018 izao, manodidina ny fanoloranao ireo taratasy fahazoanao alàlana ho masoivoho, dia nanambara ny ao amin’ny vohikalan’ny Fiadidiana ny Repoblika Malagasy fa (...) (lire la suite)

Admin | 13.03.2018 | Pas de commentaires | Newsletter


© Collectif pour la Défense des Terres Malgaches | généré dynamiquement par SPIP & Blog'n Glop.