Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika


Accueil du site > Archives

Archives (12-2015)

Newsletter n° 49 (Dikanteny Malagasy)

TSY EKENA NY FANDROAHANA IREO FIANANKAVIANA 48 kasaina hatao ao ANTSIRANANA (Diégo-Suarez, Madagasikara)
Taorian’ny fitsarana izay naharesy azy, dia misy fianankaviana miisa 48 mety ho voaraoka avy amin’ny toeram-ponenany amin’izao volana desambra 2015 izao, Ny ankamaroan’izy ireo anefa dia efa mihoatry ny 10 taona no nipetraka teo amin’ny tany izay namidin’ny S.E.I.Mad tamin’ny orinasa FILATEX.
Ny FILATEX dia orinasan’ny mpandraharaha anisan’ny manan-karena indrindra eto Madagasikara, izay efa (...) (lire la suite)

Admin | 28.12.2015 | Pas de commentaires | Newsletters

Newsletter n° 49

NON A L’EXPULSION DE 48 FAMILLES prévue à ANTSIRANANA (Diégo-Suarez, Madagascar) Suite à un jugement du tribunal en leur défaveur, 48 familles dont la majorité a vécu depuis plus de 10 ans sur des terrains vendus par la S.E.I.Mad à la société FILATEX risquent d’être expulsés ce mois de décembre 2015.
La société FILATEX appartient à l’un des opérateurs économiques les plus riches de Madagascar, et a déjà fait parler d’elle en 2014 lors d’une expulsion musclée de 50 familles à Antananarivo (1). Des familles ont (...) (lire la suite)

Admin | 28.12.2015 | Pas de commentaires | Newsletters

Newsletter n° 48 (Dikanteny Malagasy)

Inona ny hoavin’ny fokonolona sy mponina any ifotony hiharan’ny fikarohan’ny orinasa TANTALUS ilay akora antsoina hoe ‘terres rares’ ?
Nahazo concession 300 kilometatra toradroa avy amin’ny fanjakana Malagasy ao amin’ny faritra avaratra andrefan’i Madagasikara ny orinasa TANTALUS izay any Alemaina ny foibeny, mba hitrandrahany ‘terres rares’ ao amin’ny saikanosin’Ampasindava, ao amin’ny faritra Diana sy Sofia. TANTALUM RARE EARTHS MALAGASY na TREM, izay anaran’ny sampany ao an-toerana, no ahafantarana (...) (lire la suite)

Admin | 2.12.2015 | Pas de commentaires | Newsletters

Newsletter n° 48 (English translation)

WHAT DOES THE FUTURE HOLD FOR MALAGASY LOCAL COMMUNITIES AFFECTED BY THE EXPLORATION OF RARE EARTHS BY THE MINING COMPANY TANTALUS?
A 300 square kilometer concession has been allocated by the Malagasy State in the North West of Madagascar to Tantalus, a mining company headquartered in Germany, for the extraction of rare earths on the Ampasindava peninsula, located in the Diana and Sofia regions. The mining company is known in the Ambanja district under the name of its local subsidiary, (...) (lire la suite)

Admin | 2.12.2015 | Pas de commentaires | Newsletters


© Collectif pour la Défense des Terres Malgaches | généré dynamiquement par SPIP & Blog'n Glop.