publié par Admin 2, le lundi 20 mai 2019
Olompirenena sivy (9) monina ao amin’ny tanànan’i Benetse sy Ampototse ary Tsiafanoka, ao amin’ny faritra Atsimo-Andrefana, no nosamborina ny faha-2-n’ny volana mey 2019 lasa teo ary notazonina am-ponja vonjy maika, araky ny vokatry ny fampanoavana tamin’ny faha-9-n’ny volana mey noho izy ireo nandray anjara tamin’ny hetsika fanoherana ny tetikasa fitrandrahana fasi-mainty Base Toliara niarahan’ny mponina avy ao amin’ireo tanàna ireo tamin’ny 17 aprily 2019.
Hatao amin’ny Zoma 24 mey 2019 ho avy izao ao amin’ny Tribonaly ao Fianarantsoa ny fitsarana an’ireto olompirenena sivy (9) voalaza eto ambany ireto :
1. Francklin RABEMANANJARA Edmond
2. Sosia Tsiasa
3. Nicolas Rajaonarivelo
4. Zazà
5. Tolomana Sasima dit Daody
6. Mborozy dit Redomo
7. Raphael
8. Ilaina Tovondrainy Martial
9. Hugo
Ny fikambanana ao amin’ny fiarahamonim-pirenena izay manao sonia eto ambany dia miray feo amin’ny fikambanana CRAAD-OI sy Collectif TANY ary ireo mpiaro ny zon’olom-belona rehetra izay mitaky
20 mey 2019
- CRAAD-OI / Observatoire Indépendant des Droits Economiques, Sociaux et Culturels (OIDESCM)
- Fikambanana MA.ZO.TO
- FMTTI (Fikambanana Miaro Tanindrazana sy Tontolo Iainana) - Fikambanana Zanadriake-Toliara I
- FIMAMI (Fikambanana Miaro ny Alan’ny Mikea)
- Vovonan’ny fiarahamonim-pirenena ao amin’ny faritra Diana)
- Solotenan’ny fokonolona ao Vohilava, faritra Vatovavy Fitovinany
- Fikambanana TANY miaro ny tany malagasy